Filaza (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Filaza (fitsipiteny)|'''filaza''']] dia toetra ara-pitsipiteny izay maneho ny fomba fihevitry ny mpiteny momba ny votoatin'ny zavatra lazainy (asa na toetra) amin'ny alalan'ny teny ([[matoanteny]] matetika) ka mety ho ny ahiahy ny amin'ny fahamarinan'ny zavatra lazaina na ny fisiana marin'ny zavatra lazaina na ny fahafahan'ny zavatra lazaina mitranga izany.
 
Amin'ny alalan'ny fiovaovan'ny endriky ny tsirinteny ao amin'ny teny milaza izany asa na toetra izany no isehoan'ny filaza ka miteraka fahamaroan'endriky ny fitanisana matoanteny na teny hafa afaka misahana izany raha miampy ny fiovan'endrika vokatry ny [[fiendrika]] sy ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]]. Ny [[fiteny malagasy]] dia ahitana ny [[Filaza tsotra (fitsipiteny)|filaza tsotra]] sy ny [[filaza mandidy]]. Ireto koa ny filaza sasany mety ho hita amin'ny fiteny hafa: ny [[filaza ifampiankinana]] sy ny [[filaza mihonohono]] (na mifampiankina) ary ny [[filaza mirary]]. Amin'ny voambolan'ny fitsipiteny eoropeana dia isaina ho filaza koa ny endri-matoanteny toy ny [[Endri-matoantenyFilaza tsy mitanisa|endrikafilaza tsy mitanisa]] sy ny [[ova-matoanteny]] ary ny [[endriFilaza toe-matoantenyjavatra|filaza toe-javatra]].
 
== Filaza fahita matetika ==
Andalana faha-69:
Ny endri-matoanteny toy ny endrika tsy mitanisa sy ny ova-matoanteny ary ny endri-matoanteny toejavatra dia lazaina ao amin'ny fitsipitenin'ny fitey eoropeana ho isan'ny filaza koa.
 
=== EndrikaFilaza tsy mitanisa ===
Ny [[endrikaFilaza tsy mitanisa|filaza tsy mitanisa]] dia endriky ny matoanteny tsy miova na tsy dia misy fiovana firy ka matetika afaka mitana ny anjara asa sahanin'ny sokajin-teny anarana.
 
=== Ova-matoanteny ===
Ny [[ova-matoanteny]] dia endriky ny matoanteny izay sady azo ampiasaina amin'ny maha matoanteny azy no afaka misahana ny anjara asan'ny mpamari-toetra.
 
=== Endri-matoantenyFikaza toe-javatra ===
Ny [[Endri-matoantenyFilaza toe-javatra|endri-matoantenyfilaza toe-javatra]] dia endriky ny matonteny izay matetika afaka mitana ny anjara azan'ny fameno toejavatra.
 
== Jereo koa: ==