Ova-matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''[[ova-matoanteny]]''' dia endriky ny [[matoanteny]] izay sady afaka mitana ny anjara asan'ny matoanteny no afaka mitanasy ny anjara asan'ny [[mpamari-toetra]].
Ny '''[[ova-matoanteny]]''' dia endriky ny [[matoanteny]] izay sady afaka mitana ny anjara asan'ny matoanteny sy ny anjara asan'ny [[mpamari-toetra]]. Ao amin'ny fiteny sasany misy an'io endri-matoanteny io dia misy karazany roa ny ova-matoanteny dia ilay atao hoe ova-matoanteny mañano sy ny ova-matoanteny anoina. Ao amin'ny fiteny sasany koa dia ampiasaina miaraka amin'ny [[matoanteny mpanampy]] ny ova-matoanteny anoina mba hahazoana ny [[fiendrika]] anoina mifandraika amin'ny matoanteny amin'ny fiendrika mañano. Ao amin'ny fiteny sasany koa dia ampiasaina miaraka amin'ny [[matoanteny andry]] ny ova-matoanteny mba hahaoana ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] na/sy ny [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|fanehoan-javatra]] sasany. Tsy ahitana io endri-matoanteny io ny fiteny malagasy.
 
== Filazam-potoana sy fanehoan-javatra ary fiendrika ==
== Ova-matoanteny ao amin'ny fiteny frantsay ==
Ny ova-matoanteny mañano ao amin'ny fiteny frantsay dia miafara amin'ny -''ant'' fa ny ova-matoanteny anoina kosa dia manana endrika isankarazany arakaraka ny matoanteny.
 
=== Filazam-potoana sy fanehoan-javatra ===
Ohatra:
 
==== Filazam-potoan'ny ova-matoanteny ====
Ova-matoanteny manano: ''marchant'', ''parlant'', ''mangeant''.
Ao amin'ny fitsipiteny mahazatra dia anarany fotsiny ny filazana ny endriky ny ova-matoanteny ho filazam-potoana. Amin'ny ankapobeny, na ny ova-matoanteny ankehitriny na ny ova-matoanteny lasa dia tsy milaza fotoana fa milaza [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|fanehoan-javatra]]: ny ankehitriny ho an'ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra tsy efa]] fa ny lasa ho an'ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra efa]].
 
Ny ova-matoanteny ankehitriny ao amin'ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]] dia miafara amin'ny -''ant'' (ohatra: ''marchant'', ''parlant'', ''mangeant, perdant, finissant'') fa ny ova-matoanteny lasa kosa dia manana endrika isankarazany arakaraka ny matoanteny (ohatra: ''marché'', ''parlé'', ''mangé, perdu, fini'').
Ova-matoanteny anoina: ''marché'', ''parlé'', ''mangé''.
 
Ny ova-matoanteny mañanoankehitriny ao amin'ny [[Fiteny anglisy|fiteny frantsayanglisy]] dia miafara amin'ny -''anting'' (ohatra: ''walking'', ''speaking'', ''eating'') fa ny ova-matoanteny anoinalasa kosa dia manana endrika isankarazany arakaraka ny matoanteny (ohatra: ''walked'', ''spoken'', ''eaten'').
== Ova-matoanteny ao amin'ny fiteny anglisy ==
Ny ova-matoanteny mañano ao amin'ny fiteny anglisy dia miafara amin'ny -''ing'' fa ny ova-matoanteny anoina kosa dia manana endrika isankarazany arakaraka ny matoanteny.
 
Amin'ny fiteny sasany toy ny fiteny latina dia misy koa ny ova-matoanteny hoavy, ankoatry ny ova-matoanteny ankehitriny sy ny ova-matoanteny lasa ka azo raisina ohatra ny hoe ''morituri'' ("ireo izay ho faty") izay ova-matoanteny hoavin'ny hoe ''morire'' ("maty")
Ohatra:
 
==== Ova-matoanteny manano:enti-mamorona ''walking'', ''speaking'',endri-pilazam-potoana ''eating''.====
Ao amin'ny fiteny sasany dia ampiasaina miaraka amin'ny [[matoanteny andry]] ny ova-matoanteny mba hahazoana ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] na/sy ny [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|fanehoan-javatra]] sasany.
 
Ao amin'ny fiteny frantsay dia ampiasaina miaraka amin'ny [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] ''avoir'' (na ''être'') ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ireo filazam-potoana amin'ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra efa]] toy ny lasa tambatra (frantsay: ''passé composé'') sy ny lasan'ny lasa (frantsay: ''plus-que-parfait'') sns.
Ova-matoanteny anoina: ''walked'', ''spoken'', ''eaten''.
 
Ao amin'ny fiteny anglisy dia ampiasaina miaraka amin'ny [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] ''have'' ny ova-matoanteny lasa (-''ed'' sns) mba hahazoana ireo filazam-potoana amin'ny fanehoan-javatra efa toy ny filazam-potoana ankehitriny efa (anglisy: ''present perfect'') sy ny filazam-potoana lasa efa (anglisy: ''pluperfect'' na ''past perfect'') sns.
 
Ao amin'ny fiteny anglisy ihany dia ampiasaina miaraka amin'ny [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] ''be'' ny ova-matoanteny ankehitriny (-''ing'') mba hahazoana ireo filazam-potoana amin'ny [[Fanehoan-javatra mitohy sy tsy mitohy|fanehoan-javatra mitohy]] toy ny filazam-potoana ankehitriny mitohy (anglisy: ''present continuous'') sy ny filazam-potoana lasa efa (anglisy: ''past continuous'') sns.
 
=== Ova-matoanteny aosy amin'ny fiteny frantsayfiendrika ===
 
==== Fiendriky ny ova-matoanteny ====
Ao amin'ny fiteny sasany misy an'io endri-matoanteny io dia misy karazany roa ny ova-matoanteny raha ny [[fiendrika]] no resahina, dia ny atao hoe ova-matoanteny mañano sy ny ova-matoanteny anoina.
 
Amin'ny fiteny frantsay, ho an'ireo matoanteny mihatra dia amin'ny [[Fiendrika mañano|fiendrika manano]] ny ova-matoanteny ankehitriny (ohatra: ''La fille chant'''ant'''e'') fa amin'ny [[Fiendrika anoina|fiendrika anoina]] kosa ny ova-matoanteny lasa (ohatra: ''Les chansons chant'''é'''es''). Torak'izany koa ny miseho amin'ny fiteny anglisy, ho an'ireo matoanteny mihatra dia amin'ny [[Fiendrika mañano|fiendrika manano]] ny ova-matoanteny ankehitriny fa amin'ny [[Fiendrika anoina|fiendrika anoina]] kosa ny ova-matoanteny lasa.
 
==== Ova-matoanteny ampiasaina hahazoana fiendrika ====
Ao amin'ny fiteny sasany koa dia ampiasaina miaraka amin'ny [[matoanteny mpanampy]] ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny [[fiendrika]] anoina mifandraika amin'ny matoanteny amin'ny fiendrika mañano. Ao amin'ny fiteny frantsay dia ampiasaina ny [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] ''être'' ampiana ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny fiendrika anoina. Ao amin'ny fiteny anglisy dia ampiasaina toy izany koa ny [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] ''be'' ampiana ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny fiendrika anoina.
 
== Jereo koa: ==