Fanehoan-javatra efa sy tsy efa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fitsipiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
== Fanehoan-javatra efa ==
Ny '''fanehoan-javatra efa''' dia milaza fa tapitra tateraka ilay asa na toetra lazain'ny matoanteny ka efa mihoatra ara-potoana ny fangitra voafaritra ka noho izany tsy misy intsony, nefa ny vokany no mety mbola ho eo. Matetika mifangaro amin'ny [[Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra|fanehoan-javatra mifintina]] ny fanehoan-javatra efa ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny teny[[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]] dia ireo mari-potoana tambatra (tsy misy [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]]) no maneho izany.
 
== Fanehoan-javatra tsy efa ==
Ny '''fanehoan-javatra tsy efa''' dia milaza fa tsy tapitra ilay asa na toetra lazain'ny matoanteny ka mbola tsy mihoatra ara-potoana ny fangitra voafaritra. Matetika mifangaro amin'ny [[Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra|fanehoan-javatra mivelatra]] ny fanehoan-javatra tsy efa ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny tenyfiteny frantsay dia ireo mari-potoana tsotra (tsy misy matoanteny mpanampy) no maneho izany.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|Fanehoan-javatra]]
* [[Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra]]
* [[Fanehoan-javatra mitohy sy tsy mitohy]]
* [[Fanehoan-javatra mifetra sy tsy mifetra]]