Filaza isa (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Filaza isa ho Filaza isa (fitsipiteny) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[Filaza isa|filaza isa]]''' dia marika amin'ny [[teny]] izay milaza na tokana na maro sns ny zavatra tondroina amin'io teny io. Arakaraka ny [[fiteny]] no mety hahitana filaza isa amin'ny [[sokajin-teny]] iray ka ny fahita matetika ao amin'ireo fiteny eoropeana dia [[anarana]], ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]], ny [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]] ary ny [[matoanteny]] tanisaina amin'ny filaza sasany. Ao amin'ny teny misy filaza isa dia miova endrika ilay marika ka ao ny endrika milaza tokana sy ny endrika milaza maro. Amin'ny fiteny sasany dia misy koa ny endrika milaza roa na milaza telo na milaza efatra aza. Ao amin'ny [[Fiteny malagasy|fiteny malagasy]] dia sokajin-teny vitsy no ahitana filaza isa ka isan'izany ny mpisolo tena (ohatra: ''izaho'' vs ''isika/izahay'') sy ny [[Mpisolo tompon-javatra|mpisolo tompon-javatra]] (ohatra: ''anao'' vs ''anareo'') ary ny [[Mpisolo manondro|mpisolo manondro]] (ohatra: ''io'' vs ''ireo''). Ao amin'ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]] dia isan'ireo sokajin-teny ahitana ny mariky ny filaza isa ny anarana (ohatra: ''cheval'' vs ''chevaux''), ny [[mpamari-toetra]] (ohatra: ''matinal'' vs ''matinaux''), ny mpisolo tena (ohatra: ''je'' vs ''nous'') ary ny matoanteny (ohatra: ''il va'' vs ''ils vont'').
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Kilahivavy]]
 
* [[Kilasin'anarana]]
 
* [[Endrika araka anjara asa]]