Anarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
 
==== Anaran'ny azo tsapain-tanana sy anaran'ny tsy azo tsapain-tanana ====
Mety ho anaran-javatra [[Anaran'ny azo tsapain-tananatsapaina|azo tsapain-tanana]] na [[Anaran'ny tsy azo tsapain-tananatsapaina|tsy azo tsapain-tanana]], mety ho anaram-bondrona na anaran-tsinga.
 
==== Anaran'ny aoazo isaina sy anaran'ny tsy azo isaina ====
Misy koa ny [[anaran'ny azo isaina]] sy ny [[anaran'ny tsy azo isaina]] ho an'ireo fiteny manavaka ny [[Filaza isa (fitsipiteny)|endrika milaza tokana]] sy [[EndrikaFilaza milazaisa maro(fitsipiteny)|milaza maro]] sns. Amin'ny fiteny sasany dia ilaina amin'ny fifehezana ny fampiasana azy ny mahafantatra ny anaran'ny azo isaina sy ny anaran'ny tsy azo isaina.
 
==== Anaran'ny manana aina sy anaran'ny tsy manana aina ====
Andalana faha-75:
 
==== Anjara asa anaty tarika ====
Ao anaty [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] dia mety ho loha-tarika ny anarana ka ahazoana [[Tarika anarana(fitsipiteny)|tarika anarana,]] na mety ho famenon'ny teny hafa (anarana, [[mpamari-toetra]], [[tambinteny]], [[mpampiankin-teny]], [[matoanteny]], sns).
 
== Jereo koa: ==