Sokajin-teny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Atao hoe '''sokajin-teny''' ny vondrona misy ireo teny afaka mifanolo hisahana [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] mitovy am-[[Fehezanteny|pehezanteny]] ao amin’ny [[fiteny]] iray. mizaraMizara roa lehibe ny teny, dia ny reniteny sy ny zanateny. Ny sokajin-teny fahita matetika dia ny [[anarana]], ny [[matoanteny]], ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]], ny [[tambinteny]], ny [[tenim-piontanana]], ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]] anarana ary ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]]. Afaka manana anjara asa hafa tsy araka ny mety mahazatra amin'ny fiteny hafa koa anefa ny teny ao amin’ny sokajy iray, ohatra ny matoanteny dia azo atao [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] ka mety mahasarotra ny fanasokajiana izany.
 
== Ireo sokajin-teny fahita matetika ==