Radama Voalohany : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
k
 
 
== Tantaram-piainana ==
Taorian'ny nahafatesan'ny rainy tamin'ny 1810 dia lasa nananfika (ary nahombynanafika ny fanafihana)Bezanozano ny Bezanozano,sy ny Sihanaka ary ny tanin'andriana betsileo izay nihevitra fa afaka nanararaotra ny tsifananany traikefa amin'ny politika Radama. Nahomby ny fanafihana. Voaporofo araka ny fahombiazany ny herin' Imerina ary ny fanatanterahana ny sitra-pon'ny rainy («"Ny ranomasina no valamparihiko»") sisa no zavatra hatao mba hahafahany mifandray amin'ny firenena eoropeana. Ny [[Fanjakana Mitambatra]] no voalohany manohana azy.
 
== Jereo koa ==
15 358

modifications