Ranavalona III: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Queen Ranavalona III, Antananarivo, Madagascar, ca. 1890-1895 grayscale cropped.jpg|vignette|Ranavalona III]][[Ranavalona III]] dia mpanjakavavy malagasy izay nanjaka tao amin'ny Fanjakan'i Madagasikara tamin'ny taona 1883 hatramin'ny taona 1897. Izy no mpanjaka farany tao amin'izany fanjakana izany. Vao 21 taona monja izy tamin'ny taona 1883 raha nandray ny fitondrana tamin'ny nahafatesan-d[[Ranavalona II]]. Razafindrahety no anarany fahazaza ary ny praiminisitra [[Rainilaiarivony]] izay efa vadin'ny mpanjakavavy roeroa teo alohany no lasa vadiny.
 
Na dia niady mafy ny tsy hiankina na tamin'ny Frantsay na tamin'ny Britanika aza izy dia nanao sonia ny fifanarahana tao Toamasina tamin'ny taona 1885 izay nahatonga an'i Madagasikara hiankina ara-toekarena tamin'i Frantsa. Nitady fanampiana tamin'i [[Etazonia]] sy Britaina Lehibe izy taty aoriana mba hialany amin'i Frantsa nefa tsy tanteraka ny faniriany noho ity firenena ity nifanaiky tamin'ny Frantsay tamin'ny taona 1890 fa hamela an'i Madagasikara ka haka an'i [[Zanzibar|Zanzibara]].