Radama II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Portrait of Radama II, by Robert Lisan.jpg|vignette|358x358px|Radama II]][[Radama II]] dia mpanjaka malagasy izay nanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Madagasikara]] nanomboka tamin'ny taona 1861, taona nahafatesan-[[Ranavalona I]] reniny, ka hatramin'ny taona 1863. Tsy fantatra ny tena rainy sateriasatria efa maty iray taona mahery [[Radama I]] vadin-dreniny vao teraka izy tamin'ny taona 1829 ary tamin'ny taona 1863 no nahafatesany.
 
Nikasa hanangana fanjakana moderna Radama II ka namela malalaka ny [[Kristianisma eto Madagasikara|fivavahana kristiana]] sy ny fidiran'ny vahiny teto Madagasikara. Nofoanany ny fanamelohana ho faty. Nifanerasera tamin'ny sokajin'olona izay noheverijna tamin'izany fotoana izany ho ambany izy ary tsy dia niantehitra tamin'ireo andriana firy.