Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny haikintana sy ny fanandroana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-83:
 
=== Fifandraisan'ny antokon-kintana sy ny eva ===
Ny fari-potoana ao amin'ny zodiakan'antokon-kintana, izay atao hoe zodiakan-kintana (frantsay: ''zodiaque sidéral''), dia tsy ampitovizina amin'ny zodiakan'ny eva, izay atao hoe zodiaka mihodina (frantsay: ''zodiaque tropical''). Ny fananadroana mianina amin'ny zodiaka dia misy karazany roa koa noho izany, dia ny fanandroan-kintana sy ny fanandroan-mihodina. Inty ny fafana maneho ny tsy fitovian'ny zodiaka roa ireo:
{| class="wikitable"
|<small>'''Anarana'''</small>
Andalana faha-210:
|<small>'''366 andro'''</small>
|}
 
== Ny zodiaka sy ny fanandroana ==
Ny evan'ny zodiaka sia amîasaina amin'ny fanandroana mba hatao fiaingana ara-potoana sy arak'erana ka ahafahana manao ny fampifandraisana izay fototr'ity fanao ity. Ampiasaina ao amin'ny fanandroana ny zavatra isanarazany toy ny planeta, ny [[Masoandro]], ny [[Volana]], faravodilanitra ary ny faritra na teboka amin'ny vohon'ny tany manadrify ny masoandro mitatao vovonana. Ny fananadroana miankina amin'ny zodiaka dia misy karazany roa koa noho izany, dia ny fanandroan-kintana sy ny fanandroan-mihodina.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Tetiandro]]
* [[Fanandroana]]
* [[Antokon-kintana]]
* [[Tetiandro malagasy]]
* [[Fanandroana malagasy]]