Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-14:
Azo zaraina telo lehibe ny Filazantsaran’i Marka ka ny fizaràna tsirairay dia mbola azo tsinjaraina maro. Mahakasika an’i Jesosy tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] ny fizaràna voalohany, ny fizaràna faharoa dia mikasika ny asa sy tenin’i Jesosy tany ivelan’i Galilea, ary momba ny herinandro farany nandalovan’i Jesosy tao Jerosalema ny fizaràna fahatelo.
 
=== I JesoaJesosy tany Galilea (Mar''.'' 1.1 - 7.23) ===
 
==== Ny fisehoan’i Jesosy voalohany (Mar. 1.1-45) ====
* I [[Joany mpanao batisa|JaonaJoana mpanao batisa]] sy ny nanaovany batisa an’i Jesosy (1.1-11)
 
* I JesoaJesosy tany an-tany efitra (1.12-13)
 
* Ny nanombohan’i Jesosy ny asany (1.14-15)
Andalana faha-56:
* Ny fanoharana ny amin'ny voa naniry ho azy (4.26-29)
* Ny fanoharana ny amin'ny voantsinapy (4.30-32)
* Ny teny amehezan’i Jesosy ny lanjan’ireo fanoharana nataony (4.33-34)
 
==== Ireo fahagagana hafa nataon’i Jesosy (Mar. 4.35-5.43) ====
Andalana faha-73:
* Ireo fanasitranana nataon’i Jesosy tany Genesareta (6.53-56)
 
==== Ireo adihevitraAdihevitra isan-karazany (7.1-23) ====
* Ny adihevitra momba ny fampianaran’ny razana (7.1-13)
 
* Ny amin’ny fampianarana ny madio sy ny maloto (7.14-23)
 
=== I Jesosy tany ivelan'i GaliliaGalilea (Mar. 7.24 - 10.52) ===
 
==== Ireo fahagagana nataon’i Jesosy (7.24-8.10) ====
* Ny fanasitranana ny zanakavavin’ilay vehivavy FoenisianaFoenikiana (7.24-30)
* Ny nanasitranan’i Jesosy ilay moana marenina (7.31-37)
* Ny nanamaroan’i Jesosy ny mofo ho an’olona efatra arivo (8.1-10)
 
==== Adihevitra tamin’ireo Fariseo (8.1-21) ====
* Ny nangatahan’ny [[Fariseo]] (na Farisianina) famantarana tamin’i Jesosy (8.11-13)
 
* Ny masirasiran’ny Fariseo sy ny an’i Heroda (8.14-21)
Andalana faha-94:
* Ny fiaikem-pinoan’i [[Petera]] ny amin’i Jesosy (8.27-30)
* Ny fanambaran’i Jesosy voalohany ny hijaliany sy ny hahafatesany (8.31-33)
* Ny fepetra hanarahanafanarahana an’i Jesosy (8.34-9.1)
* Ny fiovan-terehin’i Jesosy teo an-tendrombohitra (9.2-8)
* Ny fanontaniana ny amin’i [[Elia]] (9.9-13)
Andalana faha-129:
* Ny fanoharana ny amin’ny mpamboly voaloboka ratsy fanahy (12.1-12)
* Ny amin’ny hetra aloa ho an’i Kaisara (12.13-17)
* Ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan-ko velona]] (12.18-27)
* Ny didy lehibe indrindra (12.28-34)
* I Kristy, zanak’i [[Davida (Baiboly)|Davida]] nefa Tompony koa (12.35-37)
* Ny fanamelohan’i Jesosy ny [[fariseoFariseo]] sy ny [[mpanoradalànaMpanoradalàna]] (12.38-40)
* Ny rakitr’ilay vehivavy mpitondratena (12.41-44)
 
Andalana faha-146:
=== Ny fijalian’i Jesosy sy ny fitsanganany ho velona (Mar. 14.1-16.19) ===
 
==== Ny fiomanan’i Jesosy amin’ny fisamborana sy ny famonianafamonoana azy (14.1-42) ====
* Ny teti-dratsy hamonoana an’i Jesosy (14.1-2)
* Ny nanosoran’ilay vehivavy menaka an’i Jesosy tao Betania (14.3-9)
Andalana faha-152:
* Ny fanomanana ny sakafon’ny [[Paska jiosy|Paska]] (14.12-16)
* Ny nanambaràn’i Jesosy izay  hamadika azy (14.17-21)
* Ny sakafo harivan’nyfanasan’ny Tompo (14.22-25)
* Ny nilazan’i Jesosy mialoha ny handavan’i [[Petera]] azy (14.26-31)
* I Jesosy tao [[Getsemane]] nivavaka (14.32-42)
Andalana faha-158:
==== Ny fisamborana sy ny fitsarana ary ny fanomboana an’i Jesosy (14.43-15.47) ====
* Ny nisamborana an’i Jesosy (14.43-52)
* I JesoaJesosy teo anatrehan’ny [[Sinedriona jiosy|Sinedriona]] (14.53-65)
* Ny nandavan’i Petera an’i Jesosy (14.66-72)
* Ny nanadinan’i [[Pilato]] an’i Jesosy (15.1-5)
* Ny nanamelohana hoan'i fatyJesosy an’iho Jesosyfaty (15.6-15)
* Ny nampisatrohana tsilo an’i Jesosy (15.16-19)
* Ny lalan’ny [[hazofijaliana]] (15.20-22)
*Ny namantsihana an’i Jesosy teo amin’ny hazofijaliana (15.23-32)
 
==== Ny nahafatesan’i JesoaJesosy sy ny nandevenana ary ny nitsanganany ho velona (16.1-20) ====
* Ny nahafatesan’i Jesosy (15.33-41)
* Ny nandevenana an’i Jesosy (15.42-47)
* Ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|nitsanganan’i Jesosy ho velona]] (16.1-8)
* Ny nisehoan’i Jesosy tamin’i [[Maria Magdalena]] (16.9-11)
* Ny nisehoan’i Jesosy tamin’ny mpianatrampiany roa (16.12-13)
* Ny nisehoan’i Jesosy tamin’ny mpianany iraika ambin’ny folo (16.14-18)
* Ny [[Fiakaran’i Jesosy any an-danitra|niakaran’i Jesosy any an-danitra]] (16.19-20)