Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Bible.malmesbury.arp.jpg|thumb|324x324px|
Pejy ao amin'ny Testamenta Vaovao
]]Ny [[Testamenta Vaovao|'''Testamenta''' '''Vaovao''']] dia fizaràna faharoa amin'ny [[Baiboly]] kristiana izay voasoratra taorian'ny nahaterahan'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Izy no mirakitra ny tantaram-piainana sy ny fampianarana nataon'i Jesoa sy ny tantaran'ny fiforonan'ny fiangonana kristiana voalohany. Ny Testamenta Vaovao dia tsy isan'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]]. Voasoratra tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Ny Testamenta Vaovao dia ataon'ny Vavolombelon'i Jehovah hoe "Soratra Grika Kristianina".
 
== Fiforonan-teny ==