Andro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-17:
 
==== Ny isan'ny andro ao anatin'ny volana ====
Tsy mitovy ny isan'ny andro ao anatin'ny iray [[Volana (fotoana)|volana]] arakaraka ny laharan'ilay volana na ny tetiandro ampiasaina. Amin'ny ankapobeny dia misy 30 na 31 andro ny ao anatin'ny iray volana amin'ny [[tetiandro gregoriana]] na [[Tetiandro joliana|joliana]] nefa ny volana [[Febroary]] dia misy 28 andro na isaky ny efa-taona 29. Ny iray volana ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] dia matetika misy 2829 andro. Ny tetiandro [[Tetiandro hebreo|hebreo]] sy [[Tetiandro silamo|silamo]] dia ahitana volana misy 29 na 30 andro.
 
==== Ny isan'ny andro ao anatin'ny taona ====