Volana (fotoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-93:
== Ny volana malagasy ==
[[Sary:South-Lunar libration with phase Oct 2007 450px.gif|vignette|164x164px]]
IreoNy volana ireomalagasy dia misy 29 na 30 andro satria momba ny [[Tetiandro manara-bolana|tetiandro manara-bolana]] izay manaraka ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] izay maharitra 29,530 589 andro (na 29 andro 12 ora 44 minitra). Ny andro voalohany amin'ny volana tsirairay dia ny andro ahatsinanan'ny Volana eny amin'ny lanitra ka tsy misy daty raikitra mifanandrify aminy ao amin'ny [[Tetiandro gregoriana|tetiandro gregoriana]] izany satria ny salam-paharetan'ny volana gregoriana dia 30,436 875. misy karazany roa ny anaram-bolana malagasy ka ny iray avy amin'ny [[Fiteny arabo|fiteny arabo]] fa ny iray hafa avy amin'ny [[Fiteny sanskrita|fiteny sanskrita]].
{| class="wikitable"
|Anaram-bolana avy amin'ny teny arabo