Volana (fotoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[Volana (fotoana)|volana]] dia tsingerim-potoana na halavam-potoana izay mitovitovy halava amin'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] eny amin'ny habakabaka. Arakaraka ny [[tetiandro]] ampiasaina ny halavan'ny volana ka mety ho 28 ka hatramin'ny mihoatra ny 30 [[andro]] izany. Misy [[herinandro]] efatra na mahery ny ao anatin'ny iray volana raha ny herinandro iray misy fito andro. Misy 12 volana ny ao anatin'ny [[taona]] iray nefa mety hisy volana fanampiny izany arakaraka ny tetiandro ampiasaina ka hahatonga ny taona sasany hisy 13 volana. Manana anarana arakaraka ny tetiandro ampiasaina ny volana tsirairay ao anatin'ny taona iray.
 
== Anaram-bolana modernagregoriana ==
Ny salam-paharetan'ny volana gregoriana dia 30,436875 andro ao anaty efajato taona fa 30,4375 andro kosa anaty efatra taona.
 
==== Anaran'ny volana sy faharetany ====
Ligne 88 ⟶ 89 :
|<small>''December''</small>
|<small>Volana "fahafolo"</small>
|}
 
== Aram-bolana malagasy ==
[[Sary:South-Lunar libration with phase Oct 2007 450px.gif|vignette|164x164px]]
Misy karazany maro ny anaram-bolana malagasy, dia ny anarana avy amin'ny [[Fiteny arabo|fiteny arabo]] sy ny anarana avy amin'ny [[Fiteny sanskrity|fiteny sanskrita]]. Ireo volana ireo dia misy 29 na 30 andro satria momba ny [[Tetiandro manara-bolana|tetiandro manara-bolana]] izay manaraka ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] izay maharitra 29,530 589 andro (na 29 andro 12 ora 44 minitra). Ny andro voalohany amin'ny volana tsirairay dia ny andro ahatsinanan'ny Volana eny amin'ny lanitra ka tsy misy daty raikitra mifanandrify aminy ao amin'ny [[Tetiandro gregoriana|tetiandro gregoriana]] izany satria ny salam-paharetan'ny volana gregoriana dia .
{| class="wikitable"
|Anaram-bolana avy amin'ny teny arabo
|Anaram-bolana avy amin'ny teny sanskrita
|-
|<small>Alahotsy</small>
|<small>Asaramasay</small>
|-
|<small>Alahamady</small>
|<small>Asarabe</small>
|-
|<small>Adaoro</small>
|<small>Vatravatra</small>
|-
|<small>Adizaozy</small>
|<small>Asotry</small>
|-
|<small>Asorotany</small>
|<small>Hatsiha</small>
|-
|<small>Alahasaty</small>
|<small>Volasira</small>
|-
|<small>Asombola</small>
|<small>Fosa</small>
|-
|<small>Adimizana</small>
|<small>Maka</small>
|-
|<small>Alakarobo</small>
|<small>Hiahia</small>
|-
|<small>Alakaoza</small>
|<small>Fisakamasay</small>
|-
|<small>Adijady</small>
|<small>Fisakavy</small>
|-
|<small>Adalo</small>
|<small>Volombita</small>
|}
 
Ligne 96 ⟶ 141 :
* [[Taompolo]]
* [[Taona]]
* [[Volana (fotoana)|Volana]]
* [[Herinandro]]
* [[Andro]]