Mpisolo (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanao fanitsiana tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|'''mpisolo''']] dia [[teny]] ([[sokajin-teny]]) izay maka ny toeran'ny [[anarana]] na ny [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] anarana nefa misy sasany izay afaka maka ny toeran'ny [[fehezankevitra]] na [[fehezanteny]] iray manontolo koa.

Isan'ny sokajin'ny mpisolo, ohatra,:

* ny [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]], na mpisolo olona
* ny [[mpisolo manondro]],
* ny [[mpisolo manontany]],
* ny [[mpisolo mampifandray]],
* ny [[mpisolo tompon-javatra]], sns. Miovaova arakaraka
* ny [[fiteny]] na arakaraka ny fanaovana tsikera amin'ny fiteny iray ny zana-tsokajin'nyMpisolo fotoana|mpisolo. Mety miovaova endrika ny mpisolo ka maneho ny filaza isa (tokana na maro sns), ny maha kandahy na maha kambavy sns arakaraka nyfotoana]] fiteny.
* ny [[Mpisolo manolotra|mpisolo manolotra]]
* ny [[Mpisolo toerana (fitsipiteny)|mpisolo toerana]]
 
Miovaova arakaraka ny [[fiteny]] na arakaraka ny fanaovana tsikera amin'ny fiteny iray ny zana-tsokajin'ny mpisolo. Mety miovaova endrika ny mpisolo ka maneho ny [[Filaza isa|filaza isa]] (tokana na maro sns), ny maha [[kandahy]] na maha [[kambavy]] sns arakaraka ny fiteny.