Fiteny frantsay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k →‎Teny frantsay manerana izao tontolo izao : All info is kept in Wikidata, removed: {{Link FA|af}} using AWB (10902)
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-8:
[[image:Map-Francophone World.png|thumb|ankavanana|250px|'''Fiteny frantsay'''<br />
- Manga maizina: Tenin-dreny;<br />
- Manga : Teny Tenin'ny fandraharahana ;<br />
- Manga mazava : teny koltoraly ;<br />
- Maitso : mpiteny frantsay hafa.]]
 
Ny '''fiteny frantsay''' dia fiteny ao amin'ny vondron'ny fiteny rômana, vondrona isian'ny fiteny rehetra avy amin'ny fiteny latina taloha ([[Fiteny espaniola|espaniola]], [[Fiteny italiana|italianina]], sns.) tenenina any [[Frantsa]] (na dia any [[Tany frantsay ampitan-dranomasina|ampitandranomasina]] aza), tany niaviany, any [[Belzika]] (any [[Valônia]] ary any [[Bruxelles]]), any [[Monaco]], any [[Kanada]] (Québec, Ontario, Nouveau-Brunswick) ary any Soisa rômanda (anisan'ny teny ofisialin'i [[Soisa]] ny fiteny frantsay). Ahitana mpiteny frantsay koa any [[Etazonia]] (ao Louisiane indrindra indrindraindrindraindrindra), any [[Haiti|Haïti]], any Seisela, any amin'ny Nosy [[Maorisy]], any Vanuatu ary any [[Italia]] (Val d'Aoste). Betsaka koa ireo mpiteny frantsay avy any [[Afrika]], indrindra indrindraindrindraindrindra ao amin'ny zanatany frantsay taloha (Afrika Andrefana Frantsay, Afrika Ara-pehibe Frantsay, Madagasikara).
 
Ny fiteny frantsay dia fiteny faharoa na fahatelo be mpiteny indrindra manerana izao tontolo izao, ohatra ny any amin'ny [[Repoblika Demokratikan'i Kongo]], firenena be mponina indrindra manerana ny frankôfônia ary anisan'ireo firenena 29 mampiasa ny teny frantsay ho teny ofisialy irery na ofisialy miaraka, ny ankamaroan'ny firenena ao [[Afrika Andrefana]]. Ireo firenena ankehitriny mampiasa ny fiteny frantsay ireo dia zanatany frantsay ary zanatany beljianina taloha. Vitsy ihany ireo olona nibenobeazina tamin'ny fiteny frantsay any Afrika, indrindra any Côte d'Ivoire na any Gabon ; ireo olona ireo dia matetika mipetraka eny ambonivohitra.
 
Any Frantsa, ny fiteny frantsay dia anisan'ny marika ny maha-frantsay : teny frantasyfrantsay no teny ofisialin'ny [[Repoblika frantsay]] (andininy faharoan'ny [[Lalam-panorenan'ny Repoblika Frantsay Fahadimy|lalampanorenan'ny 1958]]). Fitaovana iparitahan'ny [[kolontsaina frantsay]] manerana izao tontolo izao koa io fiteny io. Manana fikambanana manan-tanjona mampanamampanam-boambolana frantsay koa ny fiteny frantsay, tamin'ny didi-panjakan'ny 3 Jolay 1997 mahakasika ny fampananafampananam-boambolana ny fiteny frantsay.
 
Ny isan'ny mpiteny frantsay manerana izao tontolo izao dia 220 tapitrisa eo ho eo, 72 tapitrisa amin'ireo no mahaihay miteny frantsay (fanakaikezaana nataon'ny [[Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia]] : 2010), teny fahaeninafahenina be mpiteny indrindra ny fiteny frantsay. Anisan'ny teny ofisiany enina an'ny [[Firenena mikambana]] (miaraka amin'ny [[fiteny anglisy]]) ary teny ofisialy na teny fiasan'ny fikambanana iraisam-pirenena na fikambanam-pirenena. Noho izy teny ofisialin'i Frantsa, firenena mpikamban'ny [[Vondrona Eoropeana]], teny ofisialin'ny Vondrona Eoropeana koa ny fiteny frantsay.
 
Talohan'ny [[Ady lehibe voalohany]], teny fiasan'ny fianankaviana manjakananjaka anytany [[Eoropa]] ny fiteny frantsay ; ary fiteny ampiasain'ny diplômata rehefa mihaona.
 
== Tantara ==