Filaza (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Filaza (fitsipiteny)|'''filaza''']] dia toetra ara-pitsipiteny izay maneho ny fomba fihevitry ny mpiteny momba ny votoatin'ny zavatra lazainy (asa na toetra) amin'ny alalan'ny teny ([[matoanteny]] matetika) ka mety ho ahiahy na filazana fisiana marina na ny fahafahana mitranga izany. Amin'ny alalan'ny fiovaovan'ny endriky ny teny milaza izany asa na toetra izany no isehoan'ny filaza ka miteraka fahamaroan'endriky ny fitanisana matoanteny na teny hafa afaka misahana izany raha miampy ny fiovan'endrika vokatry ny [[fiendrika]] sy ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]]. Ny [[fiteny malagasy]] dia ahitana ny [[Filaza tsotra (fitsipiteny)|filaza tsotra]] sy ny [[filaza mandidy]]. Ireto koa ny filaza sasany mety ho hita amin'ny fiteny hafa: ny [[filaza ifampiankinana]] sy ny [[filaza mihonohono]] (na mifampiankina) ary ny [[filaza mirary]]. Amin'ny voambolan'ny fitsipiteny eoropeana dia isaina ho filaza koa ny endri-matoanteny toy ny [[Endri-matoanteny tsy mitanisa|endrika tsy mitanisa]] sy ny [[ova-matoanteny]] ary ny [[Endri-matoanteny toe-javatra|endri-matoanteny toe-javatra]].
 
== Filaza fahita matetika ==