Fanehoan-javatra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
 
==== Fanehoan-javatra efa ====
Ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra efa]] dia milaza fa tapitra tateraka ilay asa na toetra lazain'ny matoanteny ka efa mihoatra ara-potoana ny fangitra voafaritra ka noho izany tsy misy intsony nefa ny vokany no mety mbola ho eo. Matetika mifangaro amin'ny fanehoan-javatra mifintina ny fanehoan-javatra efa ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny teny frantsay dia ireo mari-potoana tambatra (tsy misy [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]]) no maneho izany.
 
==== Fanehoan-javatra tsy efa ====
Ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra tsy efa]] dia milaza fa tsy tapitra ilay asa na toetra lazain'ny matoanteny ka mbola tsy mihoatra ara-potoana ny fangitra voafaritra. Matetika mifangaro amin'ny fanehoan-javatra mivelatra ny fanehoan-javatra tsy efa ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny teny frantsay dia ireo mari-potoana tsotra (tsy misy matoanteny mpanampy) no maneho izany.
 
=== Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra ===