Fitsanganan-ko velona : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
(Pejy momba ny fivavahana)
 
k
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny [[fitsanganan-ko velona]] na [[Fitsanganan-ko velona|fitsangana amin'ny maty]] dia ny fiverenan'ny efa maty ho velona indray, indrindra ho amin'ny fiainana mandrakizay. Mino ny fitsanganan-ko velona ny [[Kristianisma|Kristiana]] sy ny [[Silamo]]. Misy ampahany amin'ny mpanaraka ny [[fivavahana jiosy]] izay tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty, isan'izany ny [[Sadoseo]]. Efa nahitana taratra ny finoana ny fitsanganan-ko velona ny [[fivavahana zoroastriana]] sy ny fivavahana tany Egipta taloha.
 
== Jereo koa: ==
2 689

modifications