Tany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k wikidata interwiki
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanao fanitsiana tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''Tany''' dia ny [[planeta]] fahatelo raha mialany avyelanelany amin’ny MaoandroMasoandro no heverina ary izy irery ankehitriny no fantatra fa mitondraonenana zava-miaina eo amboniny. Ny tany dia niforona tamin’ny 4,5 miliaralavitrisa taona lasa; Anisan’nyanisan’ny planeta vato eto amin’ny [[Rafitry ny Masoandro]] izy io. Ny telo hafa dia i [[Merkiora,]] sy i [[Venosy]] ary i [[Mars (fajiry)|Marsa.]]
 
Mampihodina ny tany manodidinaTany amin'ny masoandroMasoandro ny lanja lehiben’ny Masoandro, tahaka ny lanja lehiben’ny Tany mampihodina ny [[Volana]] manodidina azy. Ny isan’ny [[andro]] ihodinan’ny Tany manodidin’nyamin’ny Masoandro dia 365,25 andro. Izay no antsoina hoe herintaona. Ny isan’ny andro ihodikodonan’nyihodinan’ny Volana manodidin’ny TanydTany iadia 27,33 andro. Izay no niavian’ny anarana hoe «[[Volana (fotoana)|volana]]».
 
Ny tanyTany nyno planeta tena ahitana [[rano]] mikoriana eto amin’ny Rafitry ny Masoandro, ary 71% ny velarantaninyvelarany manontolo no fenomisy izany. Izay koa no iantsoana ny tanyTany ho «planeta manga».
 
Eto an-tanyamin'ny Tany dia ahitana karazana zava-miaina eo amin’ny 14 tapitrisa eo hoeoho eo. Eo ambonin’ny Tanyamboniny no tena iainan’ny ankamaroan’izy ireo, ary misy ihany koa ireo karazan-java-miaina miaina any ambanin’ny Tany. Niova be mihitsy ny zava-maina teto an-tany Ohatra, tany am-boalohany, ny sianôbakteria dia nanova ny soson-drivotra iainana ary nanome ôksizenina.
 
{{fajiry}}