Taona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-7:
Ny taona iray ao amin'ny [[tetiandro gregoriana]], ilay ampiasain'ny ankamaroan'ny olona amin'izao, dia misy 365 andro amin'ny telo taona mifanarakaraka ka misy 28 andro ny volana [[Febroary]], fa 366 andro kosa isaky ny efa-taona izay mampisy 29 andro ny volana Febroary. Izany dia atao mba hahatonga ny efa-taona hisy 1461 andro.
 
Ny anaran'ny taona iray, amin'ny maha daty azy, dia ny laharany nifanarahana ihany. Ny ankamaroan'ny firenena entoeto an-tany, izay mampiasa ny [[tetiandro gregoriana]], dia efa samy nanitsaka ny taona faha-2017 tamin'ny taona 2017. Ny [[Tetiandro miozolmana|tetiandro silamo]] anefa dia teo amin'ny taona faha-1438 tamin'io taona 2017 gregoriana io. Manampy izany tsy fifanadrifiana izany koa ny tsy fitovizan'ny isan'ny andro ao amin'ny taonan'ny tetiandro tsirairay. Ohatra, ny taona miozolmana iray dia misy 354 na 355 andro nefa ny taona gregoriana misy 365 na 366 andro.
 
== Jereo koa: ==