Entimilaza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
 
Ny [[entimilaza|'''entimilaza''']] na [[Entimilaza|vara]] dia matetika [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny na andian-teny ao amin'ny [[fehezankevitra]] (na [[fehezanteny]]) iray izay anambaràna ny asa atao na ny asa mihatra amin'ny zavatra ambara amin'ny teny mitana ny anjara asa [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]], na koa anambaràna ny toetrany na ny misy azy na ny fifandraisany amin'ny zavatra hafa. Ny [[matoanteny]] matetika no misahana ny anjara asa entimilaza nefa afaka misahana izany koa ny [[mpamari-toetra]] na ny [[anarana]] na ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]] sns arakaraka ny fiteny ka mety mila na tsy mila fampiasana matoanteny mpampikambana izany. Arakaraka ny mpanao fitsipiteny sy ny mpahay fiteny dia mety ho sarahana amin'ny anjara asa [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] ao amin'ny fehezanteny ny entimilaza na tafiditra ao anatiny. Ao ao amin'ny fitsipi-pitenenana an-tsekoly dia matetika ampianarina fa ahitana entimilaza sy lazaina ary fameno ny fehezanteny feno. Ny ankamaroan'ny boky mampianatra fitsipitenin'ny fiteny sasany ao Eoropa (fiteny frantsay, anglisy sns) dia mampifangaro ny hoe "matoanteny" (izay [[sokajin-teny]]) amin'ny hoe "entimilaza" (izay [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny) ka mampianatra fa ny fehezanteny feno dia ahinana matonteny sy lazaina ary fameno. Arakaraka ny [[mpahay teny]] dia misy ny mampitovy ihany ny hoe ''entimilaza'' sy ny hoe ''vara'' fa misy koa ny manavaka izany.
 
 
 
Arakaraka ny [[mpahay teny]] dia misy ny mampitovy ihany ny hoe ''entimilaza'' sy ny hoe ''vara'' fa misy koa ny manavaka izany.
== Jereo koa: ==