Anjara asa (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-68:
 
== Anjara asan'ny zanateny ==
Ny zanateny dia teny atao hilazana ny anjara asan'ny teny hafa na natao hampifandraisana teny roa hafa ao anaty tarika na fehezankevitra na fehezanteny. Ny mifanohitra aminy dia ny reniteny izay teny afaka mahaleo tena. Sokajin-teny maromaro no ahitana zanateny, dia ny mpampitohy, ny mpampiankina, ny mpisolo, ny mpamaritra (tsy isany ny mpamari-toetra), ny mpanoritra, sns. Matetika dia tokana anjara asa ny zanateny sady mifangaro amin'ny anaran'ny anjara asany ny anarany.
<br />
 
== Jereo koa: ==