Broney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Brunei ho Broney i Thelezifor : Atao gasy ny anarana
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
I '''Broney''' na '''Soltanan'i Broney Darosalama''' (amin'ny fiteny maley: Kesultanan Brunei) dia firenena ao avaratry ny nosy Borneo, ao Azia Atsimo-Atsinanana. Itambarany amin'i [[Malezia|Malaizia]] sy i [[Indonezia]] io nosy io. Hodidinin'ny tapany atsimon'ny Ranomasin'i Sina izy sady voafefin'ny Firenena malaiziann'i Saraoaka. Ny soltana Hassanal Bolkiah no nitondra azy nanomboka tamin'i 1968. Protectora britanika taloha izy. Isan'ny mpikambana dimy manana ny fiandrianany manokana ao amin'ny Commowealth izy.