Filaza mandidy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-18:
Ny fiteny maro dia manana endrika mandidy ho an'ny mpisolo tena faharoa milaza tokana sy milaza maro. Ohatra, tsy miavaka ny an'ny fiteny malagasy sy ny an'ny fiteny anglisy ary an'ny fiteny maro hafa koa:
 
* ''MihainoaMihai<u>noa</u> ahy (ianao/ianareo)''
* ''Listen to me'' ("Mihainoa ahy ianao/ianareo")
 
Andalana faha-32:
Ny fiteny sasany dia manana endrika mandidy ho an'ny mpisolo tena voalohany milaza maro. Toy izany ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]]:
 
* ''AchètesAchèt<u>es</u> du médicament'' ("Mividiana fanafody (ianao)").
* ''AchetonsAchet<u>ons</u> du médicament'' ("Ndeha isika hividy fanafody").
* ''AchetezAchet<u>ez</u> du médicament'' ("Mividiana fanafody (ianareo)").
 
=== Ho an'ny lahara-mpandray anjara rehetra ===
Andalana faha-47:
*''Ampio izy ireo.''
 
Ao amin'ny fitenhy[[Fiteny tiorka|fiteny torka]] dia ahaoana filaza mandidy avokoa ny lahara-mpandray anjara am-pehezanteny rehetra.
 
* ''1. Içeyim'' ("Ndeha hisotro aho")
Andalana faha-65:
 
* ''Maty ny mpanao ratsy''. (filaza tsotra)
* ''MatesaMat<u>esa</u> ny mpanao ratsy''. (filaza mandidy)
* ''Velona ianareo''. (filaza tsotra)
* ''VelomaVelo<u>ma</u> ianareo''. (filaza mandidy)
 
== Ny filaza mandidy mandà ==
Andalana faha-88:
 
* ''Audī'' ("Mihainoa (ianao)")
* ''<u>Nōlī</u> audīre'' ("Aza mihainoa (ianao)")
* ''Audīte'' ("Mihainoa (ianareo)")
* ''<u>Nōlīte</u> audīre'' ("Aza mihainoa (ianareo)")
 
== Filazam-potoan'ny filaza mandidy ==
Andalana faha-97:
Amin'ny fiteny maro dia tsy manana afa-tsy filazam-potoana tokana ny filaza mandidy. Ny fanavahana atao hoe "lasa" (frantsay: ''impératif passé'') sy "ankehitriny" (frantsay: ''impératif présent'') ao amin'ny filaza mandidy toy ny hita ao amin'ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]] dia fanavahana ara-[[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|panehoan-javatra]] ka tokony hantsoina hoe "filaza mandidy efa" (frantsay: ''impératif accompli'') sy "filaza madidy tsy efa" (frantsay: ''impératif non accompli'') ireo endrika roa ireo.
 
* ''<u>Rentrez</u> à sept heures'' ("Modia ianareo amin'ny fito")
 
* ''<u>Soyez rentrés</u> à/avant sept heures'' (ara-bakiteny: "Tafidira an-trano ianareo amin'ny/alohan'ny amin'ny fito").
 
=== Filaza mandidy ankehitriny sy hoavy ===
Misy anefa ireo fiteny manavaka ny ankehitriny amin'ny hoavy, eny amin'ny lasa koa aza. Ao amin'ny [[Fiteny latina|fiteny latina]] dia ahitana filaza mandidy ankehitriny sy filaza mandidy hoavy, ka ilay atao hoe ankehitriny dia mitaky fanatanterahana eo no ho eo ny zavatra andidiana fa ilay atao hoe hoavy dia tsy mitaky izany eo no ho eo fa any amin'ny fotoana hoavy. Amin'io endrika hoavy io vao mitranga ny endrika mifandraika amin'ny olona na zavatra tenenina (laharana fahatelo).
 
*Filaza mandidy ankehitriny:

*''Audī'' ("Mihainoa (ianao izao ankehitriny izao)")
* ''Audīte'' ("Mihainoa (ianareo izao ankehitriny izao)")
 
* ''Audītō'' ("Mihainoa (ianao amin'ny hoavy)")
Filaza mandidy hoavy:
* ''Audītōte'' ("Mihainoa (ianareo amin'ny hoavy)")
 
* ''Audiuntō'' ("Aoka izy hihaino (amin'ny hoavy)")
* ''AudītōAudī<u>tō</u>'' ("Mihainoa (ianao amin'ny hoavy)")
* ''AudītōteAudī<u>tōte</u>'' ("Mihainoa (ianareo amin'ny hoavy)")
* ''AudiuntōAudi<u>untō</u>'' ("Aoka izy hihaino (amin'ny hoavy)")
 
=== Filaza mandidy lasa ===