Fiteny grika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanao fanitsiana tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-10:
}}
 
Ny '''fiteny grika''' dia fiteny indo-eoropeanina. IzanyIzy no fiteny ofisialy ao [[Grisy]] sy [[Kipra]]. Ny toerana notenenananitenenana io fiteny io voalohany dia tao grikaGrisy arysy tao amin’ny amorontsiraky nyamorontsirak'i Azia Minora, ary tamin’nytao amin’ny faritra atsimon’i [[Italia]]. Nisy fotoana nampiasana ny tenyfiteny grika ihany koa tao Azia Andrefana arysy tao Afrika Avaratra. Ny anaran’ny fiteny grika amin’ny teny grika dia ''Ελληνικά'' (elliniká).
 
Mampiasa ny [[abidy grika]] ny Grika rehefa manoratra ny teniny. Avy amin’ny abidy grika ny [[abidy latina]] izay anoratana ny teny malagasy, sy ny teny frantsay ary ny ankamaroan’ny teny eoropeanina tandrefana. [[Abidy]] hafa maro ihany koa no avy amin’ny abidy grika toatoy ny [[abidy sirilika]]. Io abidy grika io kosa dia avy amin’ny abidy nampiasain’ny fenisianina.
 
Ny fiteny grika dia manananmanana tantara an-tsoratra tsy tapaka nandritry ny telo arivo taona. Izany dia lavamaharitra kokoa noho ny teny indo-eoropeana tenenina ankehitriny. Vakiana hoMizara telo toko izany tantara izany: grika taloha, grika tamin'ny Andro Antenantenany, ary ny grika ankehitriny. Ny grikan'ny taona anelanelan’ny taona 330 sy 1453 dia antsoina hoe grika tamin’ny Andro Antenantenany izay nanjakan’i [[Empira Bizantina]].
 
Ankehitriny dia eo amin’ny 15 tapitrisa eo ho eo no miteny grika. Ao Grisy sy SipraKipra (na Kiprosy) no misy ny ankamaroan’izy ireo. Misy ihany koa ny olona miteny grika enyany amin’ny firenena maro. Ny anton’izany dia ny fifindran’ireofifindra-monin’ireo mpiteny grika monina. Maro dia maro ireo Grika lasa nifindra monina tany [[Aostralia]].
 
== Jereo koa ==