Mpisolo mampifandray: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[mpisolo mampifandray|'''mpisolo''' '''mampifandray''']] dia [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]] izay afaka mampiditra [[fehezankevitra]] vaovao miakina. Sady mpisolo izy no mitovy lenta amin'ny [[mpampiankina fehezankevitra]]. Ny fiteny malagasy, ohatra, dia tsy ahitana mpisolo mampifadray maro ka ny tena fantatra dia ny hoe ''izay'' fa ny hafa dia mety iadian-kevitra. Ny fiteny frantsay dia manana ny hoe ''qui,'' ''que,'' ''dont'' sns. Ny fiteny anglisy ahitana ny hoe ''who,'' ''that,'' sns.
 
== Jereo koa: ==