Mpisolo (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanao fanitsiana tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|'''mpisolo''']] dia [[teny]] ([[sokajin-teny]]) izay maka ny toeran'ny [[anarana]] na ny [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] anarana nefa misy sasany izay afaka maka ny toeran'ny [[fehezankevitra]] na [[fehezanteny]] iray manontolo koa. Isan'ny sokajin'ny mpisolo, ohatra, ny [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]], ny [[mpisolo manondro]], ny [[mpisolo manontany]], ny [[mpisolo mampifandray]], ny [[mpisolo tompon-javatra]], sns. Miovaova arakaranaarakaraka ny [[fiteny]] na arakaraarakaraka ny fanaovana tsikera amin'ny fiteny iray ny zana-tsokajin'ny mpisolo. Mety miovaova endrika ny mpisolo ka maneho ny mahafilaza isa (tokana na maha maro sns), ny maha lahykandahy na maha vavykambavy sns arakaraka ny fiteny.