Mpanoritra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[mpanoritra|'''mpanoritra''']] dia teny (azo lazaina ho zana-tsokajin'ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]]) mikambana indrindraindrindra amin'ny [[anarana]] mba hahatonga ity farany ho azo ampiasaina anaty [[fehezanteny]] ka hahalalana na fantatra na tsia, na efa noresahina na tsia, na efa azo eritreritra na tsia, ny zavatra tondroina amin'io anarana io. Ny mpanoritra dia ampiasaina koa mba hanehoana fa singan-javatra manokana na sokajin-javatra ankapobeny no tondroina amin'ilay teny ikambanany. Arakaraka ny fiteny dia mety ho soratana eo aloha na aorian'ny teny ikambanany ny mpanoritra.

Tsy ny fteny rehetra no manana mpanoritra sady miovaova ny isan'ny zana-tsokajin'ny mpanoritra arakaraka ny fiteny. Arakaraka ny fiteny koa dia tsy voatery ho ny anarana ihany no mety ikambanan'ny mpanoritra fa ny [[matoanteny]] sy ny [[mpamari-toetra]] sns koa ka izany dia mahatonga ireo [[sokajin-teny]] ireo ho afaka hitana ny anjara asa fisahanin'ny anarana.