Entimilaza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[entimilaza|'''entimilaza''']] na [[Entimilaza|vara]] dia matetika [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny na andian-teny ao amin'ny [[fehezankevitra]] (na [[fehezanteny]]) iray izay anambaràna ny asa atao na ny asa mihatra amin'ny zavatra ambara amin'ny teny mitana ny anjara asa [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]], na koa anambaràna ny toetrany na ny misy azy na ny fifandraisany amin'ny zavatra hafa. Ny [[matoanteny]] matetika no misahana ny anjara asa entimilaza nefa afaka misahana izany koa ny [[mpamari-toetra]] na ny [[anarana]] na ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]] sns arakaraka ny fiteny ka mety mila na tsy mila fampiasana matoanteny mpampikambana izany. Arakaraka ny mpanao fitsipiteny sy ny mpahay fiteny dia mety ho sarahana amin'ny anjara asa [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] ao amin'ny fehezanteny ny entimilaza na tafiditra ao anatiny. Ao ao amin'ny fitsipi-pitenenana an-tsekoly dia matetika ampianarina fa ahitana entimilzaentimilaza sy lazaina ary fameno ny fehezanteny feno. Ny ankamaroan'ny boky mamoianatramampianatra fitsipi-pitenenanfitsipitenin'ny fiteny sasany ao Eoropa (fiteny frantsay, anglisy sns) dia mampifangaro ny hoe "matoanteny" (izay [[sokajin-teny]]) amin'ny hoe "entimilaza" (izay [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny) ka mampianatra fa ny fehezanteny feno dia ahinana matonteny sy lazaina ary fameno.
 
 
 
Arakaraka ny [[mpahay teny]] dia misy ny mampitovy ihany ny hoe ''entimilaza'' sy ny hoe ''vara'' fa misy koa ny manavaka izany.