Matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
k Nanitsy tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
Ny [[matoanteny|'''matoanteny''']] dia teny ([[sokajin-teny]]) izay ampiasaina ao amin'ny [[fehezanteny]] na [[fehezankevitra]] mba hilazana asa na toetra na fifandraisana na fisehoan-javatra ka mety miovaova endrika maneho [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|fotoana]], [[Fiendrika|fiendrika,]] [[Filaza (fitsipiteny)|filaza]], [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|fanehoan-javatra]] sns. Ny isan'ireo antom-piovan'endriky ny matoanteny ireo dia miovaova araka ny [[fiteny]]. Mety hifandray amin'ny endriky ny teny mifandray aminy mivantana izany fiovan'endriky ny matoanteny izany ka isan'izany ny maha [[Endrika mikaza tokana|tokana]] na [[Endrika milaza maro|maro]] na
== Ny endrika ara-pitsipitenin'ny matoanteny ==
Andalana faha-30:
=== Edrika misy ifandraisana amin'ny mpadray anjara ===
Ny mpandray anjara ao amin'ny fehezanteny dia mety hitana ny anjara asa [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] na iray amin'ny anjara asa [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]].
==== Fifandraisana amin'ny laharan'ny mpandray anjara ====
Ny endriky ny matoanteny amin'ny fiteny sasany dia miovaova arakaraka ny laharan'ny mpandray anjara ka matetika dia ny mpandray anjara misahana ny anjara asa lazaina izany nefa koa mety ho ny iray na maro amin'ireo mpandray anjara mitana ny anjara asa fameno: laharana voalohany na faharoa na fahatelo.
Amin'ny fiteny
==== Fifandraisana amin'ny isan'ny mpandray anjara ====
Ny endriky ny matoanteny amin'ny fiteny sasany koa dia miovaova arakaraka ny [[filaza isa]]<nowiki/>n'ny mpandray anjara isan'anjara asa ka matetika dia ny mpandray anjara misahana ny anjara asa lazaina izany nefa koa mety ho ny iray na maro amin'ireo mpandray anjara mitana ny anjara asa fameno: endrika milaza tokana na endrika milaza maro sns.
Amin'ny fiteny frantsy dia miovaova arakaraka ny isan'ny mpandray anjara lazaina ny endriky ny matoanteny, indrindra eo amin'ny fanoratana. Ohatra amin'ny matoanteny hoe ''croire'' ("mino"), ampitahao ny ''je crois'' ("mino aho") sy ny ''nous croyons'' ("mino izahay/isika"); ny ''tu crois'' ("mino ianao") sy ny ''vous croyez'' ("mino ianareo"); ny ''il/elle croit'' ("mino izy") sy ny ''ils/elles croient'' ("mino izy (ireo)"). ▼
▲Amin'ny fiteny
==== Fifadraisana amin'ny kilahivavin'ny mpandray anjara ====
Ny endriky ny matoanteny amin'ny fiteny sasany dia miovaova arakaraka ny [[Kilahivavy|kilahivavi]]<nowiki/>n'ny ny mpandray anjara ka matetika dia ny mpandray anjara misahana ny anjara asa lazaina izany nefa koa mety ho ny iray na maro amin'ireo mpandray anjara mitana ny anjara asa fameno: kandahy na kambavy sns.
Amin'ny fiteny frantsa
Amin'ny fiteny frantsy dia miovaova arakaraka ny kilahivavin'ny mpandray anjara lazaina na faneno ny [[ova-matoanteny]] lasa amin'ny tranga sasany, indrindra eo amin'ny fanoratana.▼
▲
Ohatra:
|