Anarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-54:
Mety anarana samy anarana no akambana na anarana sy teny avy amin'ny sokajy hafa. Tsy misy eto na fanovonana na fanovanana na fanofohana tsirinteny.
 
===== Anarana avy amin'ny fiovana sokajinteny =====
Mety hampiasaina ho anarana ny teny iray tsy isan'ny sokajy anarana na dia tsy nasampana aza. Mety ho matoanteny na mpamaritoetra na sokajin-teny hafa izany.