Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Fiendrika sy fitodika ao amin'ny fiteny malagasy ==
Nivoatra avy amin'ny fakana tahaka ny fitsipiteny tranainy ho an'ny fiteny eoropeana ka nankaty amin'ny fitsipiteny vokatry ny fikarohana amin'ny [[haiteny]] malagasy ny fandalinana ny amin'ny atao hoe fiendrika na fitodika ao amin'ny fiteny malagasy. Ny mpahay teny rehetra amin'izao anefa mbola tsy mitovy hevitra ny amin'izany, ka ny tena fantatra dia ny fitsipiteny araka ny [[haiteny ara-drafitra]] izay notarihin'i [[Siméon Rajaona]] sy ny fitsipiteny araka ny [[haiteny ara-piofohana]] tarihin-[[Rabenilaina Roger- Bruno]].
 
=== Fitodika araka an'i Siméon Rajaona ===
Andalana faha-28:
 
=== Fitodika sy fiendrika araka an-Rabenilaina ===
Araka ny hevitr'ilay mpahay teny atao hoe Rabenilaina Roger- Bruno dia tsy mahakasika afa-tsy ny [[matoanteny]] ny fitodika sy ny fiendrika. Ny hoe ''fitodika'' sy ny ''fiendrika'' dia anarana roa iantsoana zavatra roa samy hafa ao amin'ny fiteny nefa misy ifandraisany, ka ny voalohany mahakasika ny endriky ny matoanteny ary ny faharoa kosa momba ny hevitry ny matoanteny.
 
==== Ny fiendrika araka an-Rabenilaina ====