Anarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy tsipiriany
Andalana faha-21:
Misy koa ny fiteny manavaka ny [[anaran'ny manana aina]] sy ny [[anaran'ny tsy manana aina]] raha toa ka misy fiantraikany amin'ny fampiasana azy am-pehezanteny izany. Amin'ny fiteny sasany dia ilaina amin'ny fifehezana ny fampiasana azy ny mahafantatra ny anaran'ny manana aina sy ny anaran'ny tsy manana aina.
 
=== EndrikyToetra ara-pitsipitenin'ny anarana ===
Ankoatry ny mety maha teny tokana na andian-teny ny anarana dia misy koa toetrany ara-pitsipiteny izay miankina amin'ny zavatra tondroiny na ny fampiasana azy anaty fehezanteny.
 
==== MilazaFilaza tokana sy milaza maro sns.isa ====
Mety hiovaova endrika arakaraka ny isan'ny zavatra tondroina aminy ny anarana (tokana, maro, sns) nefa tsy ny teny rehetra no ahitana izany. Izany no atao hoe [[Filaza isa (fitsipiteny)|filaza isa]]. Amin'ny fiteny sasany dia ilaina amin'ny fifehezana ny fampiasana azy ny mahafantatra ny endrika milaza tiokana sy ny endrika milaza maro sns. Ohatra, ao amin'ny fiteny frantsay dia milaza tokana ny anarana hoe ''cheval'' ("soavaly iray") fa milaza maro kosa ny hoe ''chevaux'' ("soavaly maro"). Ao amin'ny fiteny sasany toy ny [[fiteny bretona]], ny [[fiteny litoaniana]], ny [[fiteny slovena]], ny [[fiteny soràba]], ny fiteny sanskrita, ny fiteny hebreo, ny fiteny arabo dia ahitana koa ny endrika milaza roa. Misy aza ny fiteny ahitana ny endrika milaza telo na milaza efatra.
 
==== MilazaFilaza sokajin-javatra ====
Mety hiovaova endrika araka ny sokajin-javatra tondroiny ([[Endrika milaza lahy|lahykandahy]], [[Endrika milaza vavy|vavykambavy]], tsy lahykandahy tsy vavykambavy; olona, zavatra, sns) nefa tsy ny teny rehetra no ahitana izany. Ao amin'ny fiteny frantsay ohatra dia kandahy ny anarana hoe ''prince'' ("andriandahy") fa ny hoe ''princesse'' ("andriambavy") kosa dia kambavy.
 
Ao amin'ireo [[fiteny bantoa]] dia ahina ny atao koe kilasin'anarana izay mamondrona ny anarana anaty sokajy izay fantatra amin'ny fisian'ny mari-tsokajy ([[hasin-teny]]) izay mikambana amin'ny anarana. Ny [[fiteny soahily]] dia ahitana kilasin'anarana 15, ny [[fiteny sesoto]] ahitana18, ary ny [[fiteny loganda]] ahitana 19 ka ao ny milaza olona, ny milaza biby, ny milaza toerana sns.
==== Endrika am-pehezanteny ====
 
Mety miovaova endrika arakaraka ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] sahaniny ao amin'ny [[fehezanteny]] ny anarana ka mety koa hanovaova araka izany ny endriky ny [[mpamari-toetra]] na ny [[matoanteny]] miaraka aminy (raha mitana anjara asa [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] na [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] na hafa izy, arakaraka ny fiteny).
Isan'ny sokajin'anarana fehezim-pitsipiteny amin'ny fiteny sasany koa ny maha anaran'ny manana aina na anaran'ny tsy manana aina ny anarana iray. Ao amin'ny [[fiteny anglisy]] dia ilaina ny mahalala ny maha anaran'ny manana aina na anaran'ny tsy manana aina ny anarana iray mba hahafahana manolo azy amin'ny mpisolo ''it'' ("izy" na "izany" tokana tsy manana aina tokana) na ny ''he''/''she'' ("izy" tokana manana aina).
 
==== Endrika am-pehezantenyaraka anjara asa ====
Mety miovaova endrika arakaraka ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] sahaniny ao amin'ny [[fehezanteny]] ny anarana ka mety koa hanovaova araka izany ny endriky ny [[mpamari-toetra]] na ny [[matoanteny]] miaraka aminy (raha mitana anjara asa [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] na [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] na hafa izy, arakaraka ny fiteny). Ao amin'ny [[fiteny indo-eoropeana]] toy ny [[Fiteny grika|grika]] sy ny [[Fiteny latina|latina]] ohatra dia miova endrika ny fiafaran'ny anarana arakaraka ny sokajin'anjara asa sahaninny ao amin'ny tarika na ny feheanteny.
 
Ny [[Fiteny indô-eoropeanina|fiteny indo-eoropeana]] toy ny [[fiteny sanskrita]], ny [[fiteny slava]] ([[fiteny rosiana]] sns), ny [[fiteny latina]], ny [[fiteny grika]], ny [[fiteny islandey]], ny [[fiteny feroiana]] ary ny [[Fiteny alemana|fiteny alemàna]]. Ny anarana amin'ny [[Fiteny romainina|fiteny romana]] toy ny fiteny fratsay sy ny [[fiteny espaniola]] sns dia tsy ahitana an'izany koa. Ny [[fiteny semitika]] toy ny [[fiteny akadiana]] sy ny [[fiteny arabo]] dia ahitana izany koa. Ny anarana amin'ny [[fiteny hebreo]] dia tsy ahitana izany na dia isan'ny fiteny semitika aza. Ny anarana ao amin'ny fiteny maro dia tsy ahitana izany endrika araka anjara asa izany izay tsy hita afa-tsy ao amin'ireo mpisolo tena (amin'ny fiteny malagasy: ''izaho'' raha lazaina, ''ahy'' raha fameno, sns; amin'ny fiteny frantsay: ''il/elle'' raha lazaina: ''le/la'' raha fameno mivantana; ''lui'' raha fameno tsy mivantana; ''se'' raha fameno mitampody sns).
 
==== Fiovan'endrika noho ny antony hafa ====
Mety hiovaova endrika araka ny antony hafa toy ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] ny anarana, nefa tsy ny teny rehetra no ahitana izany. Ny anarana ao amin'ny endrika sasany amin'ny fiteny malagasy dia mety miova endrika manaraka ny filazam-potoana. Ao amin'ny fiteny malagasy dia ao asiana mari-potoana hoavy ny anarana nefa tsy mila matoanteny andry (ohatra: ''olona'' vs ''ho olona'').
 
=== FiforonanyFiforonan'ny anarana ===
Mety ho [[fototeny]] ny anarana na [[sampan-teny]] na andian-teny ny anarana.