Fanehoan-javatra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-20:
 
==== Ny fanehoan-javatra zanateny ====
Ny fiteny sasany dia mampiasa [[zanateny]] ho mariky ny fanehoan-javatra manampy (na tsia) ny mari-panehoan-javatra amin'ny alalan'ny tsirinteny. Ohatra amin'izany ny fampiasana [[Mpanampy (fitsipiteny)|mpanampy]] fanehoan-javatra. Maro ireo matoanteny ao amin'ny [[fiteny frantsay]] dia mampiasa ny [[matoanteny mpanampy]] ''avoir'' arakarahin'ny [[ova-matoanteny]] lasa ho mariky ny fanehoan-javatra efa. Ny [[matoanteny mitampody]] dia mila ny mpanampy ''être'' ho mariky ny fanehoan-javatra efa. Azo atao koa ny mampiasa ny [[tambinteny]] na [[kianteny]] sasany ho mariky ny fanehoan-javatra.
 
Ao amin'ny [[fiteny anglisy]] dia ampiasaina ny mpanampy ''have'' arahin'ny ova-matoanteny lasa ho mariky ny fanehoan-javatra efa. Ampiasaina koa ny mpanampy ''be'' arahin'ny ova-matoanteny ankehitriny ho mariky ny fanehoan-javatra mitohy na mivoatra.
 
=== Fanehoan-javatra reniteny ===
Ligne 28 ⟶ 30 :
 
=== Fanehoan-javatra ara-keviteny ===
Ny matoanteny tsirairay dia mitondra fanehoan-javatra ao amin'ny hevitra maha reniteny azy izay tsy miseho ety ivelany amin'ny alalan'ny endriny. Izany no fanehoan-javatra ara-keviteny. Misy ohatra ny matoanteny manana [[Fanehoan-javatra mifetra|fanehoan-javatra ara-keviteny mifetra]] sady misy ny matoanteny manana [[Fanehoan-javatra tsy mifetra|fanehoan-javatra ara-keviteny tsy mifetra]]. Ny fotoana ahafahan'ilay asa na toetra mifandraika amin'ny matoanteny no voafetra na tsy voafetra.
<br />
 
== Jereo koa: ==