Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Fiendrika sy fitodika ao amin'ny fiteny malagasy ==
Nivoatra avy amin'ny fakana tahaka ny fitsipiteny tranainy ho an'ny fiteny eoropeana ka nankaty amin'ny fitsipiteny vokatry ny fikarohana amin'ny [[haiteny]] malagasy ny fandalinana ny amin'ny atao hoe fiendrika na fitodika ao amin'ny fiteny malagasy. Ny mpahay teny rehetra amin'izao anefa mbola tsy mitovy hevitra ny amin'izany, ka ny tena fantatra dia ny fitsipiteny araka ny [[haiteny ara-drafitra]] izay notarihin'i [[Siméon Rajaona]] sy ny fitsipiteny araka ny [[haiteny ara-piofohana]] tarihin-[[Rabenilaina Roger-Bruno]].
 
=== Fitodika araka an'i Siméon Rajaona ===
Andalana faha-10:
Ireto avy ny fitodika mahakasika ny matoanteny:
 
* Fitodika mpanao: ''<u>Mikapa</u> hazo amin'ny antsy ny ankizy''.
* Fitodika sehatra: ''<u>Mitaraina</u> ny vahoaka noho ny ataon'ny mpitondra''.
* Fitodika iharana: ''<u>Kapain</u>'ny ankizy amin'ny antsy ny hazo''.
* Fitodika atao: ''<u>Aketsa</u> ny vary''.
* Fitodika fitaovana: ''Akapan<u>Akapa</u>n'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
* Fitodika mpamari-toe-javatra: ''<u>Ikapan</u>'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
* Fitodika mpampanao: ''<u>Mampikapa</u> hazo ny ankizy ny mpampianatra''.
* Fitodika mpifanao: ''<u>Mifampikapa</u> amin'ny antsy ny ankizy''.
 
==== Fitodika tsy mahakasika ny matoanteny ====
 
* Fitodika tsaraina: ''<u>Tsemboka</u> ilay mpangalatra.''
* Fitodika tompon-javatra: ''<u>Fotsy volo</u> izany lehilahy izany''.
* Fitodika mpamari-toe-javatry ny tsaraina: ''<u>Nahatsemboka</u> ilay mpangalatra ny fanenjehana azy.''
* Fitodika mpamari-toe-javatry ny tompon-javatra: ''Ny fahasahiranana no <u>nahafotsy volo</u> izany lehilahy izany.''
 
=== Fitodika sy fiendrika araka an-Rabenilaina ===
Andalana faha-32:
Ny fiendrika dia miankina amin'ny endriky ny tsirinteny amin'ny matoanteny tsy ampifandraisina amin'ny lazaina sy ny fameno. Ireto avy ireo fiendrika ireo:
 
*Fiendrika mañano: ''<u>Mikapa</u> hazo amin'ny antsy ny ankizy''. ''Mitaraina ny vahoaka noho ny ataon'ny mpitondra''.
*Fiendrika anoina: ''<u>Kapain</u>'ny ankizy amin'ny antsy ny hazo''. ''Aketsa ny vary''. ''Akapan'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
* Fiendrika añanovana: ''<u>Ikapan</u>'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
 
==== Ny fitodika araka an-Rabenilaina ====
Andalana faha-43:
* Fitodika mihatra:
* Fitodika tsy mihatra:
* Fitodika mamoatra: ''<u>Nampividy</u> hena anay ny reninay''.
* Fitodika mitoina: ''<u>Mifampijery</u> maharitra izy roa''.
 
'''2. Fitodika sampana'''
Andalana faha-53:
Ny fitodika toejavatra dia misy karazany maro:
 
*Fitodika toejavatra fotoana: ''<u>Isakafoanana</u> matetika ny antoandro''.
*Fitodika toejavatra toerana: ''Ananangonany<u>Ananangonan</u>y ahitra ny any an-tsaha''.
*Fitodika toejavatra fomba: ''An-katezerana no namaliany<u>namalian</u>y ny fanontaniako''.
*Fitodika toejavatra antony: ''<u>Ahazoana</u> entana maro ny fihenam-bidy''.
 
Ny fitodika zoina dia misy karazany enina:
 
*Fitodika zoina iharana: ''<u>Kapohina</u> kibay ny omby''.
*Fitodika zoina fitaovana: ''<u>Akapoka</u> ny omby ny kibay''.
*Fitodika zoina tanty: ''<u>Rosoana</u> sakafo ny olona nasaina''.
*Fitodika zoina tolorana: ''Ivarotako<u>Ivarota</u>ko ny fiarako ilay mpanan-karena''.
*Fitodika zoina toerana: ''<u>Ijanonan</u>'ny fiara ny eo amoron-dalana''.
*Fitodika zoina alalana: ''<u>Anenjehana</u> lambo ny alika''.
 
== Fiendrika ao amin'ireo fiteny eoropeana ==
Roa na telo ny fiendrika fantatra indrindra ao amin'ireo fiteny eoropeana: ny [[fiedrika mpañano]]mañano sy ny [[fiendrika anoina]]. Manampy azy ireo ny fiendrika misy mpisolo na ny fiendrika anelanelany.
 
=== Ny fiendrika ao amin'ny fiteny frantsay ===
Telo karazana ny fiendrika hita ao amin'ny fiteny frantsay araka ny hita ao amin'ireo bokim-pitsipiteny an-tsekoly maro - dia ny fiendrika mañano sy ny fiendrika anoina ary ny fiendrika misy mpisolo.
 
==== Ny fiendrika manano ====
Ny matoanteny amin'ny fiendrika manano dia hita ao amin'ny fehezanteny manana lazaina mpanao asa na manana ilay toetra resahina ao amin'ny matoanteny entimilaza (na vara).
 
== Jereo koa: ==