Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy ohatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-30:
 
==== Ny fiendrika araka an-Rabenilaina ====
Ny fiendrika dia miankina amin'ny endriky ny tsirinteny amin'ny matoanteny tsy ampifandraisina amin'ny fifandraisany amin'ny [[Vara (fitsipiteny)|vara]]lazaina sy ny fameno. Ireto avy ireo fiendrika ireo:
 
*Fiendrika mañano: ''Mikapa hazo amin'ny antsy ny ankizy''. ''Mitaraina ny vahoaka noho ny ataon'ny mpitondra''.
Andalana faha-37:
 
==== Ny fitodika araka an-Rabenilaina ====
Ny fitodika dia miankina amin'ny hevitry ny matoanteny mifandray amin'ny vara sy ny fameno ary ny teny mety mampifandray (mpampiankin-teny) ny [[Vara (fitsipiteny)|vara]] matoanteny amin'ny fameno, raha atao lazaina io fameno io. Ireto avy ireo fitodika ireo izay misokajy roa:
 
'''1. Fitodika fototra'''
 
* Fitodika mihatra:
* Fitodika tsy mihatra:
* Fitodika mamoatra: ''Nampividy hena anay ny reninay''.
* Fitodika mitoina: ''Mifampijery maharitra izy roa''.
 
'''2. Fitodika sampana'''