Hanokatra ny renilisitra

Modifications

Namafa soratra tsy ilaina
Ny [[fiendrika]] na [[Fiendrika|fitodika]] dia toetra ara-pitsipiteny ananan'ny teny amin'ny [[sokajin-teny]] sasany, indrindra ny [[matoanteny]] (atao entimilaza), izay hita taratra amin'ny fiovan'endrik'ilay teny sy ny heviny ka mampitodika io teny io amin'ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]]. Ny fiendrika fantatra indrindra ao amin'ny [[fiteny]] maro dia ny fiendrika mpanao sy ny fiendrika iharana. Ao amin'ny fiteny malagasy dia mbola ahitana ny fiendrika na fitodika mpamari-toe-javatra. Arakaraka ny [[mpahay teny]] no anavahana na tsia ny atao hoe ''fitodika'' sy ''fiendrika''.
 
== Fiendrika sy fitodika ao amin'ny fiteny malagasy ==
 
=== Fitodika araka ny fitsipitenin'ny Eoropeana ===
Telo ny fitodika fantatra araka ny fitsipiteny nolovana tamin'ny Eoropeana, ka ireto avy izany:
 
* Fitodika mpanao: ''Mikapa hazo amin'ny antsy ny ankizy''. ''Mitaraina ny vahoaka noho ny ataon'ny mpitondra''.
* Fitodika iharana: ''Kapain'ny ankizy amin'ny antsy ny hazo''. ''Aketsa ny vary''. ''Akapan'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
* Fitodika mpamari-toe-javatra: ''Ikapan'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
 
=== Fitodika araka an'i Siméon Rajaona ===
Ny fiendrika dia mianina amin'ny endriky ny tsirinteny amin'ny matoanteny tsy ampifandraisina amin'ny fifandraisany amin'ny vara sy ny fameno. Ireto avy ireo fiendrika ireo:
 
*Fiendrika Fitodika mpanaomañano: ''Mikapa hazo amin'ny antsy ny ankizy''. ''Mitaraina ny vahoaka noho ny ataon'ny mpitondra''.
*[[Fiendrika mañano]]
*Fiendrika Fitodika iharanaanoina: ''Kapain'ny ankizy amin'ny antsy ny hazo''. ''Aketsa ny vary''. ''Akapan'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
*[[Fiendrika anoina]]
* Fiendrika añanovana: ''Ikapan'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
 
==== Fitodika ao amin'ny fiteny malagasy ====
10 382

modifications