Hanokatra ny renilisitra

Modifications

k
Nanitatra
Ny fiendrika dia mianina amin'ny endriky ny tsirinteny amin'ny matoanteny tsy ampifandraisina amin'ny fifandraisany amin'ny vara sy ny fameno. Ireto avy ireo fiendrika ireo:
 
* [[Fiendrika mañano]]
* [[Fiendrika anoina]]
* Fiendrika añanovana
 
 
* Fitodika toejavatra
* Fitodika zoina (iharana -, fitaovana -, tanty -, tolorana -, toerana -, alalana).
 
== Fiendrika ao amin'ireo fiteny eoropeana ==
Roa na telo ny fiendrika fantatra indrindra ao amin'ireo fiteny eoropeana: ny [[fiedrika mpañano]] sy ny [[fiendrika anoina]]. Manampy azy ireo ny fiendrika mpisolo na ny fiendrika anelanelany.
 
== Jereo koa: ==
11 078

modifications