Fehezankevitra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fehezankevitra]] dia matetika andian-teny ahitana [[entimilaza]] sy [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (ary [[Fameno (fitsipiteny)|fameno,]] - raha tsy maintsy ilaina izany) izay hita anaty [[fehezanteny]] iray. Ny entimilaza ao amin'ny fehezankevitra iray dia matetika [[matoanteny]] -, nefa mety ho [[sokajin-teny]] hafa toy ny [[mpamari-toetra]] na ny [[anarana]] na ny zana-tsokajin-[[tambinteny]] sasany izany arakaraka ny fiteny sy ny fahafahan'ny fiteny. Ny fehezankevitra iray dia mety tsy hahitana afa-tsy [[teny]] tokana - dia ny matoanteny na ny mpamari-toetra sns izay misahana na tokony hisahana ny anjara asa entimilaza ihany. Ny fehezanteny iray dia mety hahitana fehezankevitra iray na maro ka raha maro izany dia ampifandraisin'ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] na ny [[mpampiankina fehezankevitra]] arakaraka ny karazam-pifadraisana misy eo amin'ireo fehezankevitra ireo.
 
Raha ny fifandraisany amin'izy samy fehezankevitra no heverina dia misy karazany telo ny fehezankevitra, dia ny feheankevitra mahaleo tena sy ny fehezanevitra mifampitohy ary ny fehezankevitra mifampiankina. Ny voalohany amin'ny fehezankevitra mifampiakina dia atao hoe fehezankevitra iankinana fa ny faharoa dia atao hoe feheankevitra miankina.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpampitohy (fitsipiteny)|Mpampitohy]]
* [[Mpampiankina fehezankevitra]]
* [[Tarika (fitsipiteny)|Tarika]]
* [[Fehezanteny]]
* [[Fameno (fitsipiteny)|Fameno]]
* [[Anjara asa (fitsipiteny)|Anjara asa]]