Mpampiankina fehezankevitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpampiankina fehezankevitra|'''mpampiankina fehezankevitra''']] na '''[[Mpampiankina fehezankevitra|mpampitohy fehezankevitra]]''' dia teny na andian-teny fohy izay ampiasaina hampifandraisana [[fehezankevitra]] roa ao amin'ny [[fehezanteny]] iray mba hanehoana ny fifampiankinan'izy ireo ara-pifehezan-teny sy ara-keviteny nefa izy ireo tsy mitovy [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] ka ny iray fototra fa ny iray [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]]. Atao hoe "mpampitohy mpampiakina" koa ny mpampiakina fehezankevitra. Zana-tsokajin'ny [[mpampiankina]] na ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] ny mpampiakina fehezankevitra. Ny fehezankevitra ampidirin'ny mpampiakina dia mety hitana anjara asa toy ny anjara asa [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] na fameno iharana na fameno toe-javatra (antony, vokany, tanjona, fepetra sns) sns.
 
== Jereo koa: ==