Mpampitohy (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] dia [[teny]] ([[sokajin-teny]]) mampifandray teny na andian-teny roa na maro ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa na ny [[fehezankevitra]] na ny [[fehezanteny]] iray. Misy karazany roa ny mpampitohy dia ny mpampitohy teny sy ny [[mpampitohy fehezankevitra]].
Ny [[mpampitohy teny]] dia teny enti-mampitohy teny na andian-teny roa na maromaro mitovy [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] (sady matetika mitovy sokajy) ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa na fehezanteny na ny fehezankevitra. Ny mpampitohy fehezankevitra izay teny tsy natao hampitohy afa-tsy fehezankevitra ka milaza ny fifampiakinana misy eo amin'ireo fehezankevitra ireo dia atao hoe [[mpampiankina fehezankevitra]].
== Jereo koa: ==
|