Matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[matoanteny]] dia teny ([[sokajin-teny]]) izay ampiasaina ao amin'ny [[fehezanteny]] na [[fehezankevitra]] mba hilazana asa na toetra na fifandraisana na fisehoan-javatra ka mety miovaova endrika maneho [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|fotoana]], [[Fiendrika|fiendrika,]] [[Filaza (fitsipiteny)|filaza]] sns. Ny isan'ireo antom-piovan'endriky ny matoanteny ireo dia miovaova araka ny [[fiteny]]. Mety hifandray amin'ny endriky ny teny mifandray aminy mivantana izany fiovan'endriky ny matoanteny izany ka isan'izany ny maha [[Endrika mikaza tokana|tokana]] na [[Endrika milaza maro|maro]] ny mpandray anjara ([[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]], [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]], sns), ny maha lahy na vavy izany, sns. Ireto misy matoanteny amin'ny fiteny malagasy: ''mihinana, mandehana, nifampijerena'', sns.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Sokajin-teny]]
* [[Anjara asa (fitsipiteny)|Anjara asa]]
* [[Mpamaritra (fitsipiteny)|Mpamaritra]]
* [[Tambinteny]]
* [[Anarana]]
* [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|Filazam-potoana]]
* [[Fiendrika]]
* [[Fitodika (fitsipiteny)|Fitodika]]