Lazaina (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny teny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] dia [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny (matetika [[anarana]] na [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]]) izay misahana ny fanaovana ny asa na tompon'ny toetra resahina ao amin'ny [[fehezanteny]] tsotra [[Fitodika (fitsipiteny)|mitodika]] amin'ny [[Mpanao (fitsipiteny)|mpanao]] na ny [[Sehatra (fitsipiteny)|sehatra]]. Raha ovana todika io [[fehezanteny]] tsotra io dia mety ho ilay teny iharan'ny asa no ho lasa lazaina ka ilay teny nisahana ny anjara asa lazaina teo aloha lasa [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]]. Tsy ny anarana na ny mpisolo ary tsy ny mpanao ny asa na ny tompon-toetra ihany no azo atao lazaina. Arakaraka ny fiteny na ny fahafahan'ny fiteny dia mety azo atao lazaina koa ny [[sokajin-teny]] toy ny [[mpamari-toetra]] sy ny [[Matoanteny|matoanteny,]] ny andian-teny toy ny [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] sy ny [[Fehezankevitra|fehezankevitra,]] ny teny ampiasaina ilazana ny [[Iharana (fitsipiteny)|iharan]]'ny asa na ny [[Toe-javatra (fitsipiteny)|toe-javatra]] (fotona, antony, vokanyv sns).
 
Arakaraka ny [[mpahay teny]] dia misy ny mampitovy ihany ny hoe ''kazaina'' sy ny hoe ''lafika,'' fa misy koa ny manavaka izany.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Entimilaza]]
* [[Fameno (fitsipiteny)|Fameno]]