Hanokatra ny renilisitra

Modifications

tsy misy ambangovangom-panovana
Ny [[fiendrika]] na [[Fiendrika|fitodika]] dia toetra ara-pitsipiteny ananan'ny teny amin'ny [[sokajin-teny]] sasany -, indrindra ny [[matoanteny]] (atao entimilaza) -, izay hita taratra amin'ny fiovan'endrik'ilay teny sy ny heviny ka mampitodika io teny io amin'ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]]. Ny fiendrika fantatra indrindra ao amin'ny [[fiteny]] maro dia ny fiendrika mpanao sy ny fiendrika iharana. Ao amin'ny fiteny malagasy dia mbola ahitana ny fiendrika mpamari-toe-javatra. Arakaraka ny mpahay fiteny no anavahana na tsia ny atao hoe ''fitodika'' sy ''fiendrika''.
 
== Jereo koa: ==
Arakaraka ny mpahay fiteny no anavahana na tsia ny atao hoe ''fitodika'' sy ''fiendrika''.
 
* [[Fiendrika]]
* [[Fitodika (fitsipiteny)]]
* [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)]]
* [[Filazam-potoana (fitsipiteny)]]
* [[Filaza (fitsipiteny)]]
10 340

modifications