Mpisolo tompon-javatra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpisolo tompon-javatra]] dia mitovy lenta am-pehezanteny amin'ny fikambanan'ny anarana sy ny [[mpamaritra tompon-javatra]] ka ampiasaina mba tsy hamerena-manonona ny "tompon-javatra" sy ilay "zavatra ananana". mifandray amin'ny [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]] ny mpisolo tompon-javatra ka azo atoko araka ny fanasokajiana ny mpisolo tena. Mitovy lenta amin'ny [[mpamaritra tompon-javatra]] ny mpisolo tompon-javatra.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpisolo (fitsipiteny)|Mpisolo]]
* [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|Mpisolo tena]]
* [[Mpisolo manontany]]
* [[Mpisolo mampifandray]]
* [[Mpisolo manondro]]
* [[Mpisolo terana (fitsipiteny)]]