28 745
modifications
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Ao amin'ny fiteny malagasy, ny mpisolo tena ampiasain'ilay miresaka mba hanondrony ny tenany na mahafaoka azy dia ny hoe ''izaho'' na ''isika'' na ''izahay''; ny mpisolo tena anondroan'ilay miresaka ny olona na zavatra iresahany dia ny hoe ''ianao'' na ''ianareo''; ny mpisolo tena ampiasain'ilay miresaka hanondroany ny olona na zavatra ivelan'io firesahana io nefa resahina dia ny hoe ''izy''. Miova endrika ireo teny ireo arakaraka ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] sahaniny ao amin'ny fehezanteny.
== Jereo koa: ==
* [[Mpisolo (fitsipiteny)|Mpisolo]]
* [[Mpisolo manondro]]
* [[Mpisolo manontany]]
* [[Mpisolo mampifandray]]
* [[Mpisolo tompon-javatra]]
* [[Mpisolo terana (fitsipiteny)]]
|
modifications