Mpisolo tena (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]] dia [[teny]] enti-manondro ireo sokaji-mpandray anjara telo ara-pitsipiteny ao amin'ny fifampiresahana, dia ny miresaka sy ny iresahana ary ny resahina. Ny fiteny rehetra dia ahitana ny [[sokajin-teny]] mpisolo tena avokoa fa ny isany sy ny endriny ary ny fampiasana azy no tsy mitovy. anaZana-tsokajy ao amin'ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]] ny mpisolo tena.
 
AminAo amin'ny tenyfiteny malagasy, ny mpisolo tena ampiasain'ilay miresaka mba hanondrony ny tenany na mahafaohamahafaoka azy dia ny hoe "''izaho"'' na "''isika"'' na "''izahay"''; ny mpisolo tena anondroan'ilay miresaka ny olona na zavatra iresahany dia ny hoe "''ianao"'' na "''ianareo"''; ny mpisolo tena ampiasain'ilay miresaka hanondroany ny olona na zavatra ivelan'io firesahana io nefa resahina dia ny hoe "''izy"''. Miova endrika ireo teny ireo arakaraka ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] sahaniny ao amin'ny fehezanteny.