Mpamari-toetra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpamari-toetra|'''mpamari-toetra''']] dia teny ([[sokajin-teny]]) ampiraisina amin'ny [[anarana]] na atao [[entimilaza]] mba hanambaràna ny toetran'ny zavatra tondroina amin'ilay anarana (olona, biby, zavatra sns) na ny toetran'ny zavatra tondroina amin'ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]]. Zana-tsoajintsokajin'ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] ny mpamari-toetra. Ao amin'ny [[fehezanteny]] iray dia afaka misahana ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny entimilaza ny mpamari-toetra ka mety mila [[matoanteny]] mpanakambana izany na tsia arakaraka ny [[fiteny]].